|
|
|
|

Teny iditra1  miompy
Fototeny  2  ompy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamelona sy miahy ary mikarakara biby: Be miompy soavaly hatreo Ambatolampy ka hatrany Antsirabe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to rear, to bring up to maturity, to feed.
6  [1.7] to raise animals or fowl
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] faire l'élevage de volailles; de bétail
Voambolana  8  Toe-karena: fiompiana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny miompy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11