Teny iditra ny voa tsy hendry: ny azony adala
Singan-teny voa ; tsy ; hendry ; azo ; adala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Iharan' ny fahasahiranana lehibe sy tampoka ka mipepipepy sy mitotototo daholo, na ny hendry na ny adala, manadino ny tokony hatao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/28