Teny iditra (1/3) | 1 mitsaka |
Fototeny | 2 tsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana 5 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] mita rano |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 mitsaka |
Fototeny | 11 tsaka |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 18 mitsakà |
Fototeny | 19 tsaka |
Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsaka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3] |
Fivaditsoratra | 23 itsakam, matsika, mitsakà, mitsaka, tsaikam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |