|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitongilana
Fototeny  2 tongilana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany
9 Miangatra: Mitongilana io mpitsara io
10 Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 penché [1.13]
Ohatra  12  mitongilana izao ny sambolay. [2.471#18]
13  Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470#170]

Teny iditra (2/2) 14  mitongilàna
Fototeny  15 tongilana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitongilana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitongilàna, mitongilana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14