Teny iditra mitomany (tomany (tany))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino
Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
Mitovy hevitra: jemby ~ latsadranomaso ~ lem-bolomaso ~ manala ny lohany ~ manangan-torana ~ manao ranomaso havozona ~ manezakezaka ~ manganohano ~ miafatrafatra ~ miapokapoka ~ miatatra ~ midradradradra ~ midradraka ~ mifaditra ahitra ~ mifako bozaka aman' ahitra ~ mifararemotra ~ mifendrotra ~ mifia-dranomaso ~ mifokofoko ~ migigika ~ migogogogo ~ mihandrohandro ~ mijafajafa ~ mijoy ~ mikehina ~ miketaketa ~ mikiakiaka ~ mikonainaika ~ mitanisanisa ~ mitolokoloko ~ mitoreo ~ mitrifantrifana ~ tomany ~ tsy mahajery olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cry for something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pleurer après quelque chose; pleurer [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ mitomañy ] Pleurer [1.405]
Ohatra 
1Nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala. [2.324]
2Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitomany
Ny lasa : nitomany
Ny hoavy : hitomany
Filaza mandidy : mitomania
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01