|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  midradradradra
Fototeny  2 dradradradra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikiakiaka, miantsoantso: Adala ve ianao no midradradradra foana toy izao
9 Mitomany mafy, migogogogo, minaonaona: Nidradradradra nampalahelo tzy tamin' ny nandrenesany ny nahafatesan-dreniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to cry out, to weep, to bemoan, to vociferate. [1.2]
11 to weep aloud, to cry aloud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 pousser des cris de douleur [1.8]
Ohatra  13  Indreo ny ankizy madinika mitakoko amin'ny ray aman-dreniny mitomany sy midradradradra. [2.324]

Teny iditra (2/2) 14  midradradradrà
Fototeny  15 dradradradra
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midradradradra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  midradradradrà, midradradradra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14