|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mijafajafa
Fototeny  2 jafajafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitomany mafy noho ny vonoana, mikaikaika: Nijafajafa Ibalita nony nokapohin-drainy tamin' ny rotsakazo
9 Mihetsiketsika, mihoalahoala sady mikiakiaka: Nijafajafaeran' ny tokotany ilay akoho nenjehin' ny ankizy
10 Sanganehana, very hevitra: Nijafajafa foana nony tonga teo anatrehan' ny mpampianatra Ibalita [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  mijafajafà
Fototeny  12 jafajafa
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijafajafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mijafajafa, mijafajafà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15