|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitenatena
Fototeny  2 tenatena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao itenatena raha miresaka: Aza mitenatena ahy eo ianao fa tsy niady isika na ambany noho ianao aho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 tutoyer une femme ; une femme qui tutoie un homme, en prononçant le mot itena [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  mitenatenà
Fototeny  11 tenatena
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitenatena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitenatenà, mitenatena

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14