|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitatatata
Fototeny  2 tatatata
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maneno mafy toy ny an' ny basy mitefotefoka, ny langorony velezina: Nitatatata ny basy marovava ka natahotra daholo ny manodidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 résonner comme un tambour, comme les pas d'un cheval qui gallope; galloper [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  mitatatatà
Fototeny  11 tatatata
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitatatata [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitatatatà, mitatatata

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15