|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitakosina
Fototeny  2 takosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifotetaky ny loton' ny vovoka na fotaka: Aza avela hitakosina amin' ny vovoka io zaza io [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mitakosìna
Fototeny  10 takosina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakosina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitakosina, mitakosìna, 12 mitsaikona, mitsaikòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14