|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitaikataika
Fototeny  2 taikataika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha somary mitsamboamboatra, ny tanana sy ny tongotra amin' izany mikipilipily [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mitaikataikà
Fototeny  10 taikataika
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaikataika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitaikataika, mitaikataikà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15