|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misolanandrana
Fototeny  2 solanandrana
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milanjalanja loha, mianjonanjona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 porter la tête haute, soit par habitude, soit par fierté [1.3]
Ohatra  10  Ny olona misolanandrana sy bontsinin'ny hambom-po, tsy hotohako. [2.996]

Teny iditra (2/2) 11  misolanandràna
Fototeny  12 solanandrana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolanandrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misolanandrana, misolanandràna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07