|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misava |
| Fototeny | 2 sava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy
9 Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana 10 Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao 11 Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana 12 Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to clear up, to disperse; to inspect something in detail
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions
[1.8] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how misava |
| Teny iditra (2/2) | 16 misavà |
| Fototeny | 17 sava |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misava [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | misavà, misava, 19 mivasa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|