|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misanasana
Fototeny  2 sanasana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo, mitanatana: Nisanasana ny vavan' ilay alika ka nandositra aho [1.1]
Ohatra  9  Fa raha vantany vao midify ianao ka hitany irery aho dia misanasana ny vavany. [2.5]

Teny iditra (2/2) 10  misanasanà
Fototeny  11 sanasana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misanasana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misanasana, misanasanà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14