|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misalaka
Fototeny  2 salaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao salaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wear a loincloth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 porter le pagne [1.8]
Ohatra  11  Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]
Tovy hevitra  12 misarandrana

Teny iditra (2/2) 13  misalakà
Fototeny  14 salaka
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misalaka, misalakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15