|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misakambina
Fototeny  2 sakambina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miara-mamindra amin' ny olona iray, ka ny sandrin-tanana alefa hamihina azy avy any an-damosina eo amin' ny valahany [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  misakambìna
Fototeny  10 sakambina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakambina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misakambìna, misakambina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14