|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misakaiza
Fototeny  2 sakaiza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifankatia, tonga sakaiza: Aza misakaiza amin' iny ankizy iny ianao, fa tsy tsaratsara toetra izy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be friend; opposite sexes, to be lovers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être amis, camarades; ente homme et femme, être amants [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  misakaizà
Fototeny  12 sakaiza
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakaiza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misakaizà, misakaiza

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13