|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miresaresa
Fototeny  2 resaresa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha miadana toy ny tsy afaka mamindra, miretareta: Jereo ity olona katavy famiresaresa mahatsikaiky
9 Mitaredretra: Misy mpianatra miresaresa foana etỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 traîner, lambiner [1.3]

Teny iditra (2/2) 11  miresaresà
Fototeny  12 resaresa
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miresaresa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miresaresà, miresaresa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14