|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirerarera
Fototeny  2 rerarera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mitafy tsizarizary, miroradroraka
9 mibarera, mirefarefa ka mitaritarika (elatry ny vorona, akanjo)
10 mitavozavoza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 être relâché, débraillé, flasque, lambin [1.3]

Teny iditra (2/2) 12  mirerarerà
Fototeny  13 rerarera
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirerarera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mirerarerà, mirerarera

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14