|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirendrarendra
Fototeny  2 rendrarendra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (zavatra) Madera, vita ravaka kanto
9 (olona) Miedinedina, mihambohambo, manandriandrian-tena [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mirendrarendrà
Fototeny  11 rendrarendra
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirendrarendra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mirendrarendrà, mirendrarendra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14