|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirefarefa
Fototeny  2 refarefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao
9 Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano
10 Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro
11 Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra
12 Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany [1.1]
Ohatra  13  Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470#154]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mirefarefa

Teny iditra (2/2) 15  mirefarefà
Fototeny  16 refarefa
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirefarefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mirefarefa, mirefarefà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15