|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  miradarada
Fototeny  2 radarada
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Lava (fiteny amin' ny nonon' omby) [1.1]
Ohatra  5  E, ny tanako voageja, eny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada. [2.285#]

Teny iditra (2/3) 6  miradarada
Fototeny  7 radarada
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  13 Miteniteny foana tsy misy antony, mirediredy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 mirada [1.2]
Tovy hevitra  15 mirada

Teny iditra (3/3) 16  miradaradà
Fototeny  17 radarada
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miradarada [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miradarada, miradaradà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15