|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miolonolona
Fototeny  2 olonolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be a recluse, to separate one's self from company. [1.2]
10 to separate oneself; to act distant or suspicious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se séparer, être solitaire, soupçonneux [1.8]
Ohatra  12  Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [2.470#45]

Teny iditra (2/2) 13  miolonolòna
Fototeny  14 olonolona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miolonolona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miolonolona, miolonolòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14