|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miodina |
| Fototeny | 2 odina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mikomy, mioko; tsy manaiky ny fahefana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to rebel
[1.2, 1.7] 10 to rise in rebellion. [1.2] 11 to betray [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 se révolter; trahir
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 13 miodìna |
| Fototeny | 14 odina |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miodina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | miodìna, miodina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|