|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mingonona
Fototeny  2 ngonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao teny an' orona na avy any an-tenda toa mimonomonona
9 Manao feo malefaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to mutter, to grumble, to murmur [1.2]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  mingonòna
Fototeny  13 ngonona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mingonòna, mingonona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07