|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mingadona
Fototeny  2 ngadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny fanoto midoboka mafy rehefa mitoto vary: Injay misy fanoto mingadona any ho any
9 Tonga: Vao ningadona tao am-baravarana izy, dia nirotsaka ny orana tany ioelany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to make a noise by pounding, beating, or treading; to arrive. [1.2]
11 to make a thumping sound when pounding rice; to make a thudding sound of footsteps; to arrive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 faire du bruit en pilant, en marchant; arriver [1.8]
Ohatra  13  Ary nony ningadona teo an-tokonana Ranakombe, dia niombotra niala teo anatin' ny fatana ny sompanga (Quand les pas du Grand-Voyant résonnèrent sur le seuil, la grosse sauterelle s'arracha du foyer) [2.246#60]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mingadona
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  mingadòna
Fototeny  17 ngadona
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingadona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 mandaingo, 20 mangadony, mingadona, mingadòna, 21 mingodana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07