|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  minananana
Fototeny  2 nananana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikiakiaka, mihoakoaka, midradradradra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to cry, to scream, to shout. [1.2]
10 to scream, to cry frantically [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 pousser des cris perçants [1.8]
Ohatra  12  Eny, minananana izy noho ny sandrin'ny mahery, [2.996]
Mpanahaka  13  miantsoantso, 14  mihohahoha

Teny iditra (2/2) 15  minanananà
Fototeny  16 nananana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minananana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  minananana, minanananà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13