|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  minaikanaika
Fototeny  2 naikanaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pretend to commit a daring act [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  minaikanaikà
Fototeny  11 naikanaika
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minaikanaika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  minaikanaikà, minaikanaika

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15