Teny iditra miloka (loka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To gamble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jouer de l'argent, parier [1.8]
Ohatra Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miloka
Ny lasa : niloka
Ny hoavy : hiloka
Filaza mandidy : milokà
Kamban-teny 

Teny iditra miloka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Midera [1.78]

Teny iditra milokà (loka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miloka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25