|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  milelalela
Fototeny  2 lelalela
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Sihanaka] mikiakiaka [1.78]
9 Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana
10 Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala
11 Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny
12 Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to talk a lot; to cry out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 parler avec entrain; criailler [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how milelalela

Teny iditra (2/3) 16  milelalela
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 [Antambahoaka] midedadeda [1.78]

Teny iditra (3/3) 19  milelalelà
Fototeny  20 lelalela
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milelalela [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  milelalela, milelalelà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14