|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  milaika
Fototeny  2 laika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao
9 Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana [1.1]
Ohatra  10  Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna. [2.470#155]

Teny iditra (2/2) 11  milaika
Fototeny  12 laika
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milaika [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 kilamay, 15 may kila, 16 mialaky, 17 mikalia, milaika, milaikà, 18 miliaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13