|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikoropapa
Fototeny  2 koropapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1]
Tsipelina hafa  9 mikoropaka

Teny iditra (2/2) 10  mikoropapà
Fototeny  11 koropapa
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoropapa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  13 mikoropaha

Fivaditsoratra  mikoropapa, mikoropapà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13