|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikorontana
Fototeny  2 korontana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano
9 Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo
10 Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay [1.1]
Tovy hevitra  11 mifanjevo, mifotofoto, mikorokoro, misafotofoto, misaritaka, misavoritaka, misavorovoro
Mpanahaka  12  mifamotaka ambony ambany, 13  mifangaro be ihany, 14  tsy milamina

Teny iditra (2/2) 15  mikorontàna
Fototeny  16 korontana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorontana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikorontàna, mikorontana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13