|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikorisa
Fototeny  2 korisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy
9 Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to slide along [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 glisser [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mikorisà
Fototeny  13 korisa
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorisa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikorisà, mikorisa, 15 misariko, 16 misaroky, 17 misokira, 18 sarimoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13