|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikorintsana
Fototeny  2 korintsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka feo mikitrana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to tinkle, to rattle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 retentir comme un hochet, les verres, la monnaie [1.8]
Voambolana  11  Feo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  mikorintsàna
Fototeny  14 korintsana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorintsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikorintsàna, mikorintsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15