Teny iditra mikorana (korana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miresaka falifaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To amuse oneself in conversation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'amuser à causer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorana
Ny lasa : nikorana
Ny hoavy : hikorana
Filaza mandidy : mikoràna

Teny iditra mikoràna (koràna)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoràna [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20