|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mikitokitona |
| Fototeny | 2 kitokitona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manantoetra malonilony lava, sosodava
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be quarrelsome
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 avoir un caractère hargneux, être acariâtre
[1.3#339] 11 être hargneux [1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 12 mikitokitòna |
| Fototeny | 13 kitokitona |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitokitona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#339] |
| Fivaditsoratra | mikitokitona, mikitokitòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|