Teny iditra | mikitakita (kitakita) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tezitra, manifakifaka aminkatezerana, manifantrifana, mihavatravatra, mihoalahoala: Mikitakita foana izy rehefa miteny [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mikitakità (kitakita) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitakita | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |