|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikisinkisina
Fototeny  2 kisinkisina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Malain-kihetsika, tsy mapao avy hatrany fa mitaredretra eo [1.1]
Tovy hevitra  9 mikisina
Mpanahaka  10  milalotra, 11  milasilasy, 12  mitaredretra, 13  mitavozavoza, 14  mitsiredareda

Teny iditra (2/2) 15  mikisinkisìna
Fototeny  16 kisinkisina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikisinkisina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikisinkisina, mikisinkisìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06