|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikandrakandra
Fototeny  2 kandrakandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.10#K.65]
Ohatra  8  Olioly ery ny volony avy vao nivaha randrana Akaiky ho tonga indrindra izy ka jereo mikandrakandra. [2.928]
9  tsy inanam-panajana akory ny tranon' Andriamanitra ka miresaka, mihomehy, mikandrakandra eran' ny trano na mivavaka aza. [2.649#1045]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  mikandrakandra
Fototeny  12 kandrakandra
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikandrakandra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.10#K.65]

Fivaditsoratra  mikandrakandra, mikandrakandrà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13