|
|
|
|

Teny iditra 1  mikabary
Fototeny  2 kabary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy
9 Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo
10 Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business [1.2]
12 to make a speech; to lead a palaver or discussion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander [1.3]
14 donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre [1.8]
Ohatra  15  Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472#159]
16  Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha. [2.48]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 kirambay, 19 mibarika, mikabary, 20 riam-baky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21