|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mijabajaba
Fototeny  2 jabajaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao
9 Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mijabajabà
Fototeny  11 jabajaba
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijabajaba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mijabajaba, mijabajabà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14