|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihontsina
Fototeny  2 hontsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany
9 Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina
10 (Fiteny koa ny mihontsona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to start as from fear [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 frissoner; être agité [1.8]
Ohatra  13  nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny; [2.996]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihontsina

Teny iditra (2/2) 15  mihontsìna
Fototeny  16 hontsina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihontsìna, mihontsina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15