|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihontsana
Fototeny  2 hontsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Voadio tamin' ny rano natopatopa tao anatiny: Efa nihontsana ve ity barika ity
9 Mihetsika, mikobana: Mihontsina ny kibo raha tahiny ka avy misotro rano no mihazakazaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be rinsed by shaking; to quiver from shaking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rince en secouant: Mihontsam-bava (Se rincer la bouche) [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mihontsàna
Fototeny  13 hontsana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihontsàna, mihontsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13