|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihivingivina
Fototeny  2 hivingivina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihifikifika, mihetsiketsika, mihodinkodin-doha: Mihivingioina foana izy isaky ny misotro io fanafody io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to shake the head repeatedly in reflection or distate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 secouer la tête de façon répété pour signifier qu'on réfléchit, ou par dégoût [1.8]
Ohatra  10  mihivingivina izy, mihoalahoala izy, mirimorimo mafy ery izy, tsy mahajanona intsony nony vao velona ny bingona. [2.996#]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihivingivina

Teny iditra (2/2) 12  mihivingivina
Fototeny  13 hivingivina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihivingivina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihivingivìna, mihivingivina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14