|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihanjahanja
Fototeny  2 hanjahanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho miharihary: Naseho ny taratasy nosoniaviny ka nihanjahanja teo ny hadisoany
9 Tsy mirako-damba na miakanjo hanafina ny vatana: Oadray ity zaza mihanjahanja, nefa ny andro mangatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be evident, to be exposed to view [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être bien exposé à la vue, être manifeste [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mihanjahanjà
Fototeny  13 hanjahanja
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanjahanja [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihanjahanjà, mihanjahanja

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14