|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihaminkamina
Fototeny  2 haminkamina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana
9 (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
Ohatra  11  Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [2.470#52]
Tovy hevitra  12 mihamina

Teny iditra (2/2) 13  mihaminkamìna
Fototeny  14 haminkamina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaminkamina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra  16 mihamina

Fivaditsoratra  mihaminkamìna, mihaminkamina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15