|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  migenagena
Fototeny  2 genagena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamintina tsara tsy avala higoragora
9 Mitondra amim-pitandremana fatratra: Migenagena erý izy mitondra ireo atody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to wear the lamba loosely, to carry lightly and carefully. [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  migenagenà
Fototeny  12 genagena
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migenagena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  migenagena, migenagenà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15