|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  migeja
Fototeny  2 geja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifehy mafy amin' ny tady toy ny migehy fa mafimafy kokoa indray: Ketraho kely ny fehikibon' io zaza io fa toa migeja loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 same as migehy [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  migejà
Fototeny  11 geja
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migeja [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  migeja, migejà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15