|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  migaga
Fototeny  2 gaga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wonder at, to be astonished. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Admirer, être étonné [1.3]
Mpanahaka  11  miaiky, 12  midagaga, 13  midonàka, 14  mihorika, 15  Mikoy, 16  mitampim-bava, 17  mitanaka, 18  mitokaka, 19  mitolagaga, 20  mivanaka

Teny iditra (2/2) 21  migagà
Fototeny  22 gaga
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migaga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  migagà, migaga

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14